Reading List

Manafaingana ny famonjenan’ireo tanalahy mampalaza an’i Madagasikara ireo manam-pahaizana satria efa mitatao ny afo. from Vox - All RSS feed.

Manafaingana ny famonjenan’ireo tanalahy mampalaza an’i Madagasikara ireo manam-pahaizana satria efa mitatao ny afo.

AFOVOANTANY, Madagasikara— Akaiky ny lelafo. Nanazava ny lanitra amin’ny alina ilay doro-tanety noho ny setroka miloko volomboasary, ka nifindra tahaka ny lava mikoriana manaraka ireo havoana, tokony ho kilaometatra vitsivitsy monja miala teto. Nijery an’ilay afo avy teny amoron’nyala matevina aho, taty amin’ny faritra afovoantanin’i Madagasikara, ora vitsivitsy avaratra-andrefana miala an’Antananarivo, renivohitrin’i Madagasikara. Toerana manokana […]