Reading List

Miankina amin’ny ranomasina izy ireo mba hivelomany. Saingy ankehitriny, miharava ny aina ao an-dranomasina. from Vox - All RSS feed.

Miankina amin’ny ranomasina izy ireo mba hivelomany. Saingy ankehitriny, miharava ny aina ao an-dranomasina.

Click here to read this story in English. HELODRANON’NY RANOBE, Madagasikara — Ny haran-dranomasina (vatohara) izy tenany dia tena tsara tokoa. Miaina any amin’ny dimy kilaometatra miala ny morontsiraka izy ireo, any amin’ny rano lalina manodidina ny dimy ambin’ny folo metatra, ary dia toy ny tany mikitoantoana misy loko mavokely, manga, ary volomboasary, mipetraka ao […]